Entry | lamody | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Fomba amam-pitafiana miserana ihany mifanaraka amin' ny ataon' ny olona mandritra ny vanim-potoana iray: Ny volo lava teo alohaloha no lamody ho an' ny tovolahy, ary ny zipo fohy ho an' ny tovovavy ~ Manara-damody ~ Mpivarotra lamody [1.1] | |
Explanations in English | Custom, fashion. See fomba (omba), fanao (tao) [1.2] | |
Explanations in French | Mode [1.3] | |
Origin | French: la mode. | |
Anagrams | lamody, lomady, madilo, midola |
Updated on 2020/07/31 |