Words
Dialects
Roots
Dictionaries
Illustrations
Home Page
Proper Names
Vocabularies
Derivatives
Grammars
Bibliography
Contributors
Symbols
Parts of speech
Proverbs
Articles
Webliography
Inquiries
Anagrams
Toponymy
Plates and Tables
Changes
|
|
|
|
Entry
mahalia lalana
Elementary words
mahalia
;
lalana
Part of speech
locution
Explanations in Malagasy
Mahadia lalana, afaka mandeha an-tongotra
[
1.10
]
Examples
1
Aza mandeha any ianao, hoy ny reniny fa olona tsy
mahalia lalana
[
2.606
]
2
Raha mbola kely ny zaza malagasy teo taloha dia
mahalia lalana
na mbola kely aza
[
1.10
]
3
Ny
mahalia-lalana
dia horoahiko, fa ny tsy
mahalia-lalana
kosa no an-dRaivato
[
2.69
]
4
Rehefa
nahalia lalana
aho, ka nirahin' I Neny hividy hena indraindray, vola lasiroa hatrany no nentiko
[
2.472
]
Compound words
zaza mahalia lalana
Updated on 2023/08/11