Entry |
mamarafara
(farafara (fara))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao teny ierana ifanaovana [1.1]
|
Explanations in English | To declare beforehand, to foretell, to warn, to caution. [1.2]
|
Explanations in French | Poser les préliminaires, les conditions préalables, donner des instructions [1.3]
|
Examples | Fa hoy aho mamarafara: tandremo ange fa hatrizay nidiran' ny fahaizan-tsamihafa sy ny fivavahana kristianina tao an-tsaina amam-pon' ny Malagasy izay, dia maro ny hevi-baovao tafatsofoka tamin'ireo tenin-drazana tranainy.
[2.296]
|
Morphology |
Present : |
mamarafara |
Past : |
namarafara |
Future : |
hamarafara |
Imperative : |
mamarafarà |
|
|
Entry |
mamarafarà
(farafara (fara))
|
Part of speech | imperative of active verb mamarafara
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|