Entry |
mambabo
(babo)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | (mitovy amin' ny hoe Mamabo, fa fanampiny kosa, azo ampiasaina amin' ny hevitra an' ohatra izy ~ Mahatarika izaitsizy, maharenoka, mahasarika mafy: Nambabo ny fony ny teny sy ny tenan' ilay nikabary [1.1]
|
Explanations in English | To capture, to seize [1.7]
|
Explanations in French | Capturer [1.3, 1.8]
|
| Confisquer, piller [1.3]
|
| Saisir [1.8]
|
Examples |
1 | Fisainana lalina no mambabo azy mianaka, samy tsy nisy nihetsika ao avara-patana.
[2.470]
|
2 | Ny kintana alinalina, Mambabo ny fanahy, Mandravaka ny alina, Manetsiketsika ahy!
[1.263]
|
|
Morphology |
Present : |
mambabo |
Past : |
nambabo |
Future : |
hambabo |
Imperative : |
mambaboa |
|
Other spellings |
|