Entry | mamendrofendro (fendrofendro) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manao izay hampitombo alahelo, hampitomany, hahatonga hifararemotra: Tsy tonga hamendrofendro anareo izahay, tompoko, fa hampiseho ny fiarahanay miory aminareo mianakavy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To vex, to incite, to scoff at, to try to make one weep. [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |