Entry | mamoly (foly) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manao ho kofehy: Efa ela no nahay namoly landy sy landihazo ny Malagasy [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To spin thread [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Filer [1.8, 1.5] | ||||||||
Examples | Misy efa mahay mamoly madinika sy mahitsy tsara, ka ny lamba rita amin' izany lafo ariary telo na ariary efatra.
[1.437] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | mamilo, mamoly, milamo, miloma, mimalo |
Updated on 2023/01/20 |