Entry |
mamosaka
(posaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampiseho: Tsy nety namosaka izay nosoratany izy Manambara: Tsy nety namosaka ny teti-dratsiny izy na dia efa traira aza [1.1]
|
Explanations in English | To reveal, to bring into view; to propose an idea [1.7]
|
Explanations in French | Révéler, déployer au grand jour; avancer une idée ou un projet [1.8]
|
Examples | Na misy mba sahy mamosaka hevitra tsy mifanaraka amin'ny an'ny Manjaka aza, efa miolaka ery sao mainka hampitroatra.
[2.298]
|
Morphology |
Present : |
mamosaka |
Past : |
namosaka |
Future : |
hamosaka |
Imperative : |
mamosaha |
|
Synonyms | |
Compound words |
|
Proverbs |
|