Entry |
manadio
(dio)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manala loto: Manadio tanàna Manala pentina: Manadio ny fanahy ny sakramenta sasany [1.1]
|
Explanations in English | Same as mandio and more frequently used
[1.2]
|
Explanations in French | Nettoyer; purifier [1.13]
|
Examples |
1 | aoly ny manadio ny lobolobo.
[2.442]
|
2 | Misy asidra ireo raviny ka tena manadio.
[2.356]
|
3 | ary asaina manadio ny làlana na ny tokotanin' olona izay nolotoiny.
[1.123]
|
|
Morphology |
Present : |
manadio |
Past : |
nanadio |
Future : |
hanadio |
Imperative : |
manadiova |
|
Compound words |
|
Other spellings |
Proverbs |
|