Entry |
manafaingana
(faingana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao izay hahavitana faingana: Manafaingana ny dia [1.1]
|
Explanations in English | To hasten [1.2, 1.7]
|
| To hurry, to make to be quick. [1.2]
|
| To hurry along [1.7]
|
Explanations in French | Hâter, accélérer [1.3, 1.8]
|
| Faire hâter, presser, faire aller vite [1.3]
|
Examples | Ny raharahan' ny Solontenam-panjakana dia manaramaso ny ankizy raha misy tsy mianatra sy manafaingana ny ianorenan-tSekoly.
[2.649]
|
Morphology |
Present : |
manafaingana |
Past : |
nanafaingana |
Future : |
hanafaingana |
Imperative : |
manafaingàna |
|
Proverbs |
|
Entry |
manafaingàna
(faingana)
|
Part of speech | imperative of active verb manafaingana
|
|