Entry |
manakombona
(kombona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampifanatona zavatra roa mihataka ka manao izay hifanaronany: Manakombona ny tanana Tandremo fa na dia mitovy aza ny hevitra, ny fiteny samy hafa: Manakombona boky, manakatona varavarana, manakimpy ny maso [1.1]
|
Explanations in English | To close the lips or a book, etc [1.7]
|
Explanations in French | Fermer les lèvres; fermer un livre, etc [1.8]
|
Examples | Aza manakombona ny vavan' ny omby mively vary.
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
manakombona |
Past : |
nanakombona |
Future : |
hanakombona |
Imperative : |
manakombòna |
|
Analogs |
manakatona ~
manakimpy |
|
Entry |
manakombòna
(kombona)
|
Part of speech | imperative of active verb manakombona
|
|