Entry | manalalaka (lalaka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manabe sakany, velarana: Manalalaka ny araben-dalana Manalehibe, manitatra: Amin' ny herintaona vao manalalaka ny tranonay izahay Manisy elanelana: Manalalaka kokoa ny an-dalan-tsoratra Manaketraka, manalefaka: Vao tonga tao amin' ny fitondrana izy dia nanalalaka ny lalàna no nataony [1.1] | ||||||||
Explanations in English | Is used in Imerina for mandalaka | ||||||||
To make wide, to make roomy [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Desserrer, élargir, rendre spacieux [1.3, 1.8] | ||||||||
Espacer, mettre à l'aise [1.3] | |||||||||
Examples | Mihady lavaka izy ka manalalaka izany, dia latsaka ao anatin' ny longoa nataony ihany izy
[2.996] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |