Entry |
manalehibe
(lehibe)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manalalaka, mampitombo: Manalehibe tokotany Mampitombo ny sary ahitana zavatra: Manalehibe ny zavatra jerena itỳ solomaso itỳ Manitatra, mampitombo filaza: Tsy mety ny manalehibe na manakely ny zavatra natao fa izay izy ihany no izy [1.1]
|
Explanations in English | To make bigger or greater [1.7]
|
Explanations in French | Rendre grand; agrandir [1.8]
|
Examples | Nomenao ahy ny ampinga famonjenao, ary ny hamoram-ponao no miasa manalehibe ahy.
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
manalehibe |
Past : |
nanalehibe |
Future : |
hanalehibe |
Imperative : |
manalehibiaza |
|
Antonyms |
Proverbs |
|