Entry |
manambady
(vady)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manana vady: Olona efa manambady iny ka aza antenaina intsony Maka vady na alaina ho vady: Lasa nanambady any Iarivo Ibozivao [1.1]
|
Explanations in English | To marry; to live in a married state [1.7]
|
Explanations in French | Etre marié ; épouser: Mahagaga raha manambady mbola kely toy izany sahady izy (Il est étonnant qu'il soit déjà marié, alors qu' il est si petit) ~ Manambady zazavavy tsara fanany izy (Il a épousé une jeune fille vertueuse) [1.3]
|
| Se marier; prendre ou avoir un époux, une épouse [1.8]
|
Morphology |
Present : |
manambady |
Past : |
nanambady |
Future : |
hanambady |
Imperative : |
manambadia |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|