Entry |
manameloka
(meloka (heloka))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao izay hampiforitra mamokoka [1.1]
|
Explanations in French | Rendre courbe, sinueux [1.3]
|
Proverbs |
|
Entry |
manameloka
(meloka (heloka))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manasazy araka ny didim-pitsarana: Nanameloka azy higadra mandrapahafatiny ny mpitsara [1.1]
|
Explanations in English | To condemn [1.7]
|
Explanations in French | Condamner [1.3, 1.107, 1.8]
|
Examples |
1 | Tsy azo atao ny manameloka na mankato ambony ihany.
[2.296]
|
2 | ary ny fijeriny ireo dia tahaka ny kintana manameloka ny nataony.
[2.324]
|
|
Morphology |
Present : |
manameloka |
Past : |
nanameloka |
Future : |
hanameloka |
Imperative : |
manameloha |
|
|