Entry | manao aina tsy ho zavatra | |
Elementary words | manao ; aina ; tsy ; ho ; zavatra | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Tsy miraharaha ny ho faty mba hahazoana zava-tsoa iray kendrena [1.1] | |
[ manao ny ainy tsy ho zavatra ] Manao an-tsirambina ny aina eo ampitadiavam-bola, mihafy tafahoatra mba hahazoana vola na laza [1.1] | ||
Explanations in English | To risk one's life, to make life as worthless as a lost nail. [1.2] | |
Synonyms | mitono aina ~ mivarotra aina | |
Other spellings | manao ain-tsy ho zavatra [1.1#701] | |
Updated on 2023/07/17 |