Entry |
manasavorovoro
(savorovoro (vorovoro))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manasaritaka, mampikorontana, mampisafotofoto, manasafotofoto: Manasavorovoro kofehy [1.1]
|
Explanations in English | To entangle, to put in disorder [1.7]
|
Explanations in French | Embrouiller, mettre en désordre [1.8]
|
Examples | Ny hafetsen-dratsin'ny mpanao politika' dia ny fahaizany manasavorovoro ao an-tsain'ny vahoaka ireo karazan-javatra roa mahazo miova sy tsy mahazo miova ireo : Izahay no tanindrazana!
[2.503]
|
Morphology |
Present : |
manasavorovoro |
Past : |
nanasavorovoro |
Future : |
hanasavorovoro |
Imperative : |
manasavorovoroa |
|
Synonyms | |
|