Entry |
manataka
(tataka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandrovitra na mandidy manaraka ny lavany Manisy loaka na banga na tatatra handehanan' ny rano (fiteny somary baranahiny) Mampahantra, mambotry [1.1]
|
Explanations in English | To slit open [1.7]
|
Explanations in French | Fendre, déchirer; faire une ouverture [1.8]
|
Examples | Fanaony koa, hono, ny manataka ny kibon'ny vehivavy bevohoka mba hijereny ny zaza ao an-kibo!
[2.508]
|
Morphology |
Present : |
manataka |
Past : |
nanataka |
Future : |
hanataka |
Imperative : |
manataha |
|
|