Entry |
manatatra
(tatatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao tatatra Maka vola be amin' olona, mikapa, mijijy [1.1]
|
| Manamaina tany amin'ny alalan'ny fitarihana ny rano hivoaka [1.13]
|
Explanations in English | To dig water-channels in [1.7]
|
Explanations in French | Creuser des canaux ou rigoles [1.8]
|
| Drainer [1.13]
|
Morphology |
Present : |
manatatra |
Past : |
nanatatra |
Future : |
hanatatra |
Imperative : |
manatara |
|
Synonyms | |
|
Entry |
mañatatra
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bezanozano]
(hozatra) mitsotsotra am-pandriana [1.78]
|
|