Entry |
manatona
(hatona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manakaiky: Efa manatona ny ririnina Mankany amin' ny: Ndeha manatona dokotera amin' io aretinao io [1.1]
|
Explanations in English | To approach, to draw near. [1.2]
|
| To approach [1.7]
|
Explanations in French | S'approcher de [1.8]
|
Examples | Ireo horakoraka manatona dia manatona ihany.
[2.895]
|
Morphology |
Present : |
manatona |
Past : |
nanatona |
Future : |
hanatona |
Imperative : |
manatòna |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
manatòna
(hatona)
|
Part of speech | imperative of active verb manatona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
Examples |
1 | Manatòna ahy raha misy ilan-kevitra.
[2.643]
|
2 | Manatòna ny afo raha ta hafana ianao
[1.1]
|
|
|