Entry |
mandambana
(lambana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao ampehezana [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mandambana |
Past : |
nandambana |
Future : |
handambana |
Imperative : |
mandambà na |
|
|
Entry |
mandambana
(lambana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manemitra amin' ny tsihy, manisy saridiseza Enti-milaza ny fonon' ny babin-katsaka izay manomboka miforona miaraka amin' ny babiny: Efa mandambana ny katsakay [1.1]
|
Explanations in English | [Provincial]
To spread out on a leaf, etc. Used with hanina, etc [1.2]
|
Morphology |
Present : |
mandambana |
Past : |
nandambana |
Future : |
handambana |
Imperative : |
mandambà na |
|
|
Entry |
mandambana
(lambana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamono betsaka indray miaraka, mandringana, mandripaka: Nandambana ny olona, hono, ny nendra taloha [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mandambana |
Past : |
nandambana |
Future : |
handambana |
Imperative : |
mandambà na |
|
|
Entry |
mandambana
(lambana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Maka (valala) amin' ny lamba: Mandambana valala erỳ amin' ny tanety erỳ ny ankizy [1.1]
|
Morphology |
Present : |
mandambana |
Past : |
nandambana |
Future : |
handambana |
Imperative : |
mandambà na |
|
|
Entry |
mandambà na
(lambana)
|
Part of speech | imperative of active verb mandambana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|