Entry | mandefitra (lefitra) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manao izay foretana, mamoritra: Mandefitra ny rantsam-boaloboka Miaritra, mihafy, mizaka izay mihatra: Mandefitra ny fanaratsian' ny olona Mamela, tsy maniny: Nandefitra ny hadisoana kely vitanao aho hatramin' izay, fa ity kosa tsy zakako intsony. [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To endure, to suffer; to show forbearance [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Supporter, endurer; faire preuve de patience et de compréhension [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mandefitra | ||||||||
Anagrams | mandefitra, mandre faty |
Updated on 2023/08/11 |