Entry |
mandetsy
(letsy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampietry: Esory any itý farafara be itý fa mety handetsy ny rihana Mampihena ny vidin' entana nataon' ny tena tamin' ny voalohany: Tsy afaka handetsy ny vidin' itý fanaka itý mihoatra an' izay aho, tompoko [1.1]
|
Explanations in English | To depress, to press down [1.7]
|
Explanations in French | Presser, déprimer [1.8]
|
Examples | mety mandatsa-bidy na mandetsy, izany hoe mampihena ny vidin' ny entany;
[2.436]
|
Morphology |
Present : |
mandetsy |
Past : |
nandetsy |
Future : |
handetsy |
Imperative : |
mandetse |
|
|