Entry | mandidy lamba | |
Elementary words | mandidy ; lamba | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Taloha dia nafatotry ny olona tamin' ny zoron-dambany ny vola, ka iny no nodidian' ny mpangalatra, mitovy karazana amin' ny mpangarom-paosy ankehitriny [1.1] | |
Explanations in English | To cut a fragment to steal money out of it. The people generally tie up their money in a corner of their lamba or outer garment [1.2] | |
Updated on 2023/04/16 |