Entry | mandihy tsy torahan-damba | |
Elementary words | mandihy ; tsy ; torahana ; lamba | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Ilazana ny olona diso faly loatra ka avy hatrany dia mandihy tsy maharay lamba hatao sikina akory [1.1] | |
Explanations in English | To dance before one's turn comes; lit. to dance before a lamba is thrown to one [1.2] | |
Updated on 2023/05/16 |