Entry |
mandimby
(dimby)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitana ny toerana ka manohy ny asan' ny teo aloha ary mamelomaso azy: Ny zanaka lahimatoa no mazàna mandimby an-drainy Manolo, avy eo aoriana: Ny alina mandimby ny andro [1.1]
|
Explanations in English | To succeed [1.2, 1.7]
|
| To substitute, to take the place of [1.2]
|
| To replace [1.7]
|
Explanations in French | Remplacer, succéder à [1.8]
|
Examples |
1 | ovan'ny taranako hatramin'ny taranaka fara mandimby.
[2.588]
|
2 | Koa dia hianareo roalahy no mandimby ahy arak' izany.
[1.436]
|
|
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|