Entry |
mandrara
(rara)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manakana, tsy mamela: Nandrara ny marary tsy hihinan-tsira ny dokotera [1.1]
|
Explanations in English | To forbid [1.7]
|
Explanations in French | Défendre, interdire [1.8]
|
Examples |
1 | Izaho koa moa ve mandrara anao amin'izany, hoy ity mpitaiza azy.
[2.895]
|
2 | Fa mandrara ahy amin'izay sitrapoko, fa izany no mitady izay tsy hampanjaka ahy.
[2.298]
|
3 | Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo.
[2.324]
|
|
Morphology |
Present : |
mandrara |
Past : |
nandrara |
Future : |
handrara |
Imperative : |
mandrarà |
|
|
Entry |
mandrarà
(rara)
|
Part of speech | imperative of active verb mandrara
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
|