Entry |
mandrebireby
(rebireby)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mitarika ny resaka hivily lalana: Rangahy iny koa mandrebireby Manadala, manolikoly, mamitaka amin' ny hevitra manodoka: Nandrebireby ny zanako iny zazalahy iny ka lazao amin' ny ray aman-dreniny
[1.1]
|
Examples |
1 | Voalaza ao fa ny ratsy fanahy izay ambinina dia ho tahaka ny menarana izay mandrebireby ny fahendrena.
[1.38]
|
2 | Aza mandrebireby ahy amin' ny "fanambadiana marina" firesakareo tovolahy amin' ny tovovavy marivo salosana
[2.471]
|
|
Morphology |
Present : |
mandrebireby |
Past : |
nandrebireby |
Future : |
handrebireby |
Imperative : |
mandrebirebe |
|
Proverbs |
|