Entry |
mandrefy
(refy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mijery misy refy firy ny halavan' ny zavatra iray Mamantatra ny halavan' ny zavatra iray. [1.1]
|
Examples |
1 | Manontany tena ihany aho indraindray raha hahavita mandrefy ny elanelana misy amin' ireo isika.
[1.369]
|
2 | Tokony ny dokotera na mpiasan'ny fahasalamana izay afaka mandrefy ny fihenjanan'ny maso tsindraindray no manome ny fatrany.
[2.424]
|
|
Morphology |
Present : |
mandrefy |
Past : |
nandrefy |
Future : |
handrefy |
Imperative : |
mandrefesa |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|