Entry |
mandrezatra
(rezatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona: Tampenana ny vova rehefa mandrezatra [1.1]
|
Explanations in French | Roter [1.3]
|
Morphology |
Present : |
mandrezatra |
Past : |
nandrezatra |
Future : |
handrezatra |
Imperative : |
mandrezata |
|
Proverbs |
|
Entry |
mandrezatra
(rezatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamantsika amin' ny fantsika lehibe [1.1]
|
Explanations in French | Clouer avec un gros clou [1.3]
|
|