Entry |
manentsina
(tsentsina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manisy tsentsina na zavatra entina manampina ]oaka na vava lavaka na vava tavoahangy: Misy fako be manentsina ny lalana. [1.1]
|
| Manisy zavatra hanampenana lavaka [1.13]
|
Explanations in French | Boucher [1.13]
|
Examples |
1 | Ny sakoitra ihany koa dia mety hiteraka asma, na manentsina ny tsinay
[2.424]
|
2 | Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina.
[2.4]
|
|
Morphology |
Present : |
manentsina |
Past : |
nanentsina |
Future : |
hanentsina |
Imperative : |
manentsena |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|