Entry |
manerona
(erona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandrahona olona amim-peo toa tsy faly ary vonon-kandramatra na hamely: Nanerona ilay alika nony niditra ny vavahady izahay [1.1]
|
Explanations in English | To growl or roar at [1.7]
|
Explanations in French | Gronder, rugir [1.8]
|
Examples | Manasa hisakafo e ! hoy ilay mpiasa tany, tamin’ny feo reraka nefa sahala amin’ny manerona
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
manerona |
Past : |
nanerona |
Future : |
hanerona |
Imperative : |
maneròna |
|
Proverbs |
|
Entry |
mañerona
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
Manendy kafe, ets. [1.78]
|
|
Entry |
maneròna
(erona)
|
Part of speech | imperative of active verb manerona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
|