Entry |
mangaro
(haro)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Mampifangaro [1.78]
|
| Mamadibadika zavatra mba hifangaro tsara ny ao anatiny: Tsy mahay mangaro vary koa ianao izany! Mampitambatra: Mahay sary aho fa tsy mahay mangaro loko Mamaho [1.1]
|
Explanations in English | To mix [1.2, 1.7]
|
| To mingle, to jumble up. [1.2]
|
| To stir [1.7]
|
Explanations in French | Mélanger, remuer [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mangaro |
Past : |
nangaro |
Future : |
hangaro |
Imperative : |
mangaroa |
|
|
Entry |
mangaro
(haro)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Mihady [1.78]
|
|