Entry | mangitikitika (hitikitika) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mitovy amin' ny hoe manitikitika ihany fa tsy fampiasa afatsy amin' ny hevitra ihany: Misy fanontaniana mangitikitika ny saiko [1.1] | ||||||||
[Sihanaka] Manitikitika [1.78] | |||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |