Entry |
manidy
(hidy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao izay tsy hahafahan' ny varavarana, vavahady, hidin-drano..., mivoha: Nanidy varavarana tamin' ny karetsaka izy dia lasa natory Misakana na mandrara tsy hahazoana mandeha: Misy didy manidy ny lalana miankandrefana fa misy areti-mifindra, hono, any [1.1]
|
Explanations in French | Fermer à clef, avec un verrou, avec une barre, mettre sous clef, enfermer dans la maison, interdire un passage [1.3]
|
Examples |
1 | ary raha mitsipika am-baravarana, halainay rehefa manidy trano;
[2.654]
|
2 | Isaky ny tsinana ny volana dia hoatra ny romotra izy, ka manidy trano avokoa izahay rehetra.
[2.499]
|
3 | Ny efitrano ipetrahako mantsy ambony rihana, ny tompon-trano, no ao ambany ary izy no mamoha sy manidy ny varavarana fidirana.
[2.4]
|
|
Morphology |
Present : |
manidy |
Past : |
nanidy |
Future : |
hanidy |
Imperative : |
manidia |
|
|
Entry |
mañidy
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Mampiseho ny andrianify [1.78]
|
|