Entry |
maninjitra
(hinjitra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Bezanozano]
[ mañinjitra ] Manalava [1.78]
|
| Manenjana: Naninjitra ny tanany i Jeso dia nitony ny ranomasina [1.1]
|
Explanations in English | To stiffen; to stretch out, as the hand [1.7]
|
Explanations in French | Raidir: étendre comme la main [1.8]
|
Morphology |
Present : |
maninjitra |
Past : |
naninjitra |
Future : |
haninjitra |
Imperative : |
maninjira |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mañinjitra
(hinjitra)
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Bezanozano]
Manontolo [1.78]
|
| Manontolo, tontolo: Tapak' andro maninjitra aho niandry anao tata foana [1.1]
|
Examples | Ny siramamy aza, tamin' izany andro izany, tapak' andro maninjitra vao tafaverina ny iraka alefa hividy azy.
[2.471]
|
|