Entry | manivakivaka (ivakivaka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivakivaka teto afovoan' ny olona Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivakivaka no tsy hitanay akory? / Misy feo manivakivaka izany ka maharatsy ny hira Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivakivaka ny sasany itony rehefa mandalo [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | manivaka | ||||||||
Updated on 2023/01/05 |