Entry | manjofo (jofo) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Miantonta, mipaoka, mifaoka tsy mamela na kely ohatra ny sila-koho aza, manao majifa: Nisy nanjofo ny entana tao an-tranonay tany ambanivohitra Mihinana, mandany: Izy no nanjofo ny vola tao am-bata [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/20 |