Entry |
manodidina
(hodidina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandeha manapitra ny sakany sy ny lavany: Entina manodidina ny fahitra ny zaza rehefa mivoaka itany Mamaritra ny sisiny ivelany rehetra: Misy tamboho boribory manodidinany tanànanay Manao sokera, manarona: Efa manodidina ny tanàna ny fahavalo Miolikolika, misafelika: Nanodidina aloha izy vao namantana niteny ny raharaha nalehany [1.1]
|
Explanations in English | To surround; to go around [1.7]
|
Explanations in French | Entourer; faire le tour [1.8]
|
Examples | Rehefa hariva ny andro, dia ny nikajakaja ny sakafo no nataony, ka miramirana izy rehetra manodidina ny afo.
[2.324]
|
Morphology |
Present : |
manodidina |
Past : |
nanodidina |
Future : |
hanodidina |
Imperative : |
manodidìna |
|
Compound words |
|
|
Entry |
manodidìna
(hodidina)
|
Part of speech | imperative of active verb manodidina
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
|