Entry | manongona (songona) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mihoatra ny hafa mifaninana amin' ny tena: Tsy nisy nanongona ny soavaliko ka lasany ny voalohany Misosoka mihoatra ny hafa, maka toeran' olona ho an' ny tena: Nahongona azy Rabe rahalahiny tamin' ny fanadinana Manome vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Manongom-barotra [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | misongona | ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Entry | manongòna (songona) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb manongona | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |