Entry |
manosika
(tosika)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandronjina mba hivoaka amin' ny faritra iray na hamotraka: Aza manosika ahy ianao fa tevam-be itý akaikiko itý Mandroaka tsy ho anisan' ny fianakaviana na foko, manary: Ny fokonolona no nanosika azy any ivelan' ny tanàna Manakisaka ny vala namefena ny hazandrano mba hidirany ao anaty vovo: Manosika trondro [1.1]
|
Explanations in English | To shove; to urge [1.7]
|
Explanations in French | Pousser [1.8]
|
Examples |
1 | ary ny mamovo sy ny mamintana sy ny manosika, dia fomba fanao ny lehilahy izany.
[2.48]
|
2 | Mahavita misaka na manosika ny olona raha tiany.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
manosika |
Past : |
nanosika |
Future : |
hanosika |
Imperative : |
manoseha |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|