Entry |
manozona
(ozona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Maniry ratsy ny hafa: Nanozona ilay lamina tsy nandray azy izy [1.1]
|
Explanations in English | To curse [1.7]
|
Explanations in French | Maudire [1.8]
|
Examples | Ary izay manozona ny rainy na ny reniny dia hatao maty tokoa.
[2.996]
|
Morphology |
Present : |
manozona |
Past : |
nanozona |
Future : |
hanozona |
Imperative : |
manozòna |
|
|
Entry |
manozòna
(ozona)
|
Part of speech | imperative of active verb manozona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|