Entry | masila | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | [Betsileo] Mazava atsinanana: Ho roso añy Meriña añay ko vana masila dia avy ny fiara nalakanay tamin'ny tranom-bahiny nandreanay (Ho any Imerina izahay fa vao mazava atsinanana dia tonga ny fiara naka anay tamin'ny tranom-bahiny natorianay) [1.78] | |
Anagrams | malisa, masila, misala |
Updated on 2020/07/31 |