Entry | masiso (siso) | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Ratsy fofona, maimbo, enti-milaza indrindra ny sakafo ela nitoerana ka misy fofona ary toa marikivy Jereo maimbo [1.1] | |
Explanations in English | Fermented, rotten [1.7] | |
Explanations in French | Fermenté, pourri [1.8] | |
Examples | Iny sakafo nentina ho azy ny asabotsy iny indray, dia mangahazo lena masaka nentina tamin' ny lakana ary efa masiso.
[2.472] | |
Proverbs | Proverbs containing the word masiso | |
Anagrams | masiso, misaso, misosa, mosasy, samosy |
Updated on 2023/01/20 |