Entry | medaly | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Takela-by natao ho fahatsiarovana olo-malaza na zava-dehibe iray teo amin' ny firenena, -- na natao ho mari-boninahitra amena olona nahavita be ho an' ny tanindrazana: Vao nahazo medaly Rakoto (Ankehitriny dia efa betsaka no tsy mampiasa io teny io intsony, fa ny teny hoe meday no ampiasainy) [1.1] | |
Origin | English: medal. | |
Analogs | meday | |
Anagrams | medaly, mileda |
Updated on 2021/12/03 |