Entry |
mibedibedy
(bedibedy (bedy))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mimenomenona miverimberina, manao teny misesisesy: Lasa tsirairay ny mpiasa raha mbola nibedibedy teo Rangahy mpampiasa Mananatra na maniny lavareny tsy an-kiato: Tsy manao afa-tsy ny mibedibedy i Neny Mirediredy, miteniteny foana tsy misy heviny: Mibedibedy ny marary [1.1]
|
Explanations in English | To talk much, to tattle, to be loquacious, to chatter. [1.2]
|
Examples | Fa ny molotra mibedibedy foana tsy mba ahazoana na inona na inona.
[2.996]
|
Morphology |
|
|