Entry |
mibotetaka
(botetaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mipetraka amin' ny tany, mitorovoka: Tsy nisy seza ka dia nibotetaka tamin' ny tany daholo ny olona mpamangy Mijanona amin' ny toerana ambany misy ny tena: Tsy mba mikezaka handroso izy fa mibotetaka amin' ny misy azy eo ihany Mipetraka tsy manao na inona na inona fa manohon-tanana: Mibotetaka ao an-trano ao foana Rabe fa tsy miasa [1.1]
|
Explanations in English | To be low, to sit down low, to squat, to grow low and shrubby [1.2]
|
Morphology |
Present : |
mibotetaka |
Past : |
nibotetaka |
Future : |
hibotetaka |
Imperative : |
mibotetaha |
|
|