Entry |
midabòka
(dabòka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamoaka feo midoboka [1.1]
|
Examples | Tondrahany rano ny ombilahy midaboka eo.
[2.606]
|
Morphology |
Present : |
midabòka |
Past : |
nidabòka |
Future : |
hidabòka |
Imperative : |
midabofa |
|
|
Entry |
midaboka
(daboka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mianjera, miletsy, rava: Nidaboka ny tranonay fa nalemy ny fototra ~ Nidaboka ny governemanta Mandry mitsotra, mivalampatra: Vizaka loatra aho ka tonga dia nidaboka am-pandriana Lavo, mandrorona, mietry: Izay mijoro, aoka tsy hidaboka Miaiky heloka, mibaboka: Midaboka ohatra ny amalo-maty ny anao fa potsitra ny laingany [1.1]
|
Explanations in English | To fall, to fall against, to strike, to hit with violence, to lie down [1.2]
|
Explanations in French | S'ébouler, s'écrouler, tomber, se renverser, rester couché [1.3]
|
Examples |
1 | Nony efa sasatra izy, dia midaboka eo am-parafara.
[2.649]
|
2 | ambany sarety efa kotrakotra no indro midaboka sy mitsotra!
[1.232]
|
|
Morphology |
Present : |
midaboka |
Past : |
nidaboka |
Future : |
hidaboka |
Imperative : |
midaboha |
|
Compound words |
|
Other spellings |
Proverbs |
|