Entry | midingina (dingina) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Miakatra, mijoro, manondro lanitra: Midingin-drambo ny alika Mihoatra: Lava raha Rakoto io: midingina eo ambonin' ny olona rehetra ny lohany Manongona, lasa aloha: Nidingina tao alohan' ny namany ny soavalin-dRandrianjafy Mirehareha, mieboebo: Nahazo voninahitra ny anao lahy ka nidingina izaitsizy nivoaka ny trano [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To exceed, to advance, to go beyond [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | midingìna (dingina) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb midingina | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |