Entry |
mienina
(enina)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mizarazara enina [1.1]
|
Explanations in English | To divide into six [1.2]
|
Explanations in French | être partagé en six [1.3]
|
Examples | Ary nataon' Andrianampoinimerina mienina i Imerina to izao
[2.48]
|
Morphology |
Present : |
mienina |
Past : |
nienina |
Future : |
hienina |
Imperative : |
mienema |
|
|
Entry |
mieñina
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanala]
Mijanona, mitsahatra: Mieñena ho takon-drano (mamitsaha ho afa-tsiny) [1.78]
|
|