Entry |
mifahy
(fahy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mihamatavy mihavondraka, matavy: omby mifahy [1.1]
|
Explanations in English | To be fattened, confined [1.2]
|
Explanations in French | S'engraisser, être gras, être enfermé, être aux arrêts [1.3]
|
Examples | Eo ny dia an-tongotra, ny fiainana mifahy sahala amin' ny gadra, ny fikarakarana sakafo amin' ny toerana sy fomba tsy manavanana.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
mifahy |
Past : |
nifahy |
Future : |
hifahy |
Imperative : |
mifahaza |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|